Fanaovana tatitra momba ny hosoka, fanararaotana ary fitondran-tena tsy mendrika
Ny laharana maitson'ny birao miandraikitra ny famotorana izay tantanina mpitao raharaha tsy miankina, nampiandraiketan'ny PNUD (mba hitandrovana ny tsiambaratelo), dia azo antsoina na aiza na aiza maneran-tany no tsy misy sarany, na inona telefaona ampiasaina.