Ampidiro ny teny famaha tatitra nomena anao ary ny tenimiafina noforoninao rehefa mandefa tatitra ianao.
Zava-dehibe ny fanaraha-maso ny tatitra nalefa na fanontaniana napetraka tamin'ny laharana maitson'ny PNUD. Izany no atao mba ahafahanao mahita ny fanontaniana, ny valiny ary ny fizotran'ny angon-kevitra nalefan'ny fikambanana na ny BFF ho anao. Raha hanjohy ny tatitra vao nalefanao, ampidiro ny teny famaha tatitra nomena anao ary ny tenimiafina noforoninao tamin'ny fotoana voalohany nandefanao fanontaniana na tatitra.